Kristy fiainantsika

Tonga voaozona teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa mba hahazoantsika famindram-po


Tonga voaozona teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa mba hahazoantsika famindram-po
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Tonga voaozona teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa mba hahazoantsika famindram-po

"" ... satria tonga voaozona hamonjy anay Izy;...""

Inona no mahatonga ny ozona? Hoy ny Deoteronomia 28:15 : "Fa raha tsy mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao ka tsy mitandrina hanaraka ny didiny rehetra sy ny lalàny, izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fanozonana rehetra izao". Dia mitanisa fanozonana vary raraka ny Deoteronomia 28 manomboka amin'ny andininy 18 ka hatramin'ny andininy faha 68 raha ny andininy 1 hatramin'ny andininy 15 fotsiny ny fitahiana hoan'izay mihaino tsara sy mankato ny tenin' Andriamanitra.

Iza ary no afaka miala amin'izany fanozonana izany? "Tsy misy marina na dia iray akory aza" - Romana 3:10

Mba handraisantsika fitahiana sy famonjena dia tonga voaozona teo amin'ny hazofijaliana Jesoa. Mibebaha, ekeo ho Tompo sy Mamponjy Izy


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

29 septembre 2025

11 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro