Tsara sady Mpanao ny Tsara Andriamanitra

Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana
Tsara sady Mpanao ny Tsara Andriamanitra
""Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany""
Hatramin'ny voalohany dia tsara sady Mpanao ny Tsara Andriamanitra. Tsy miova Izy, mbola mahary zavatra tsara eo amin'ny fiainanao Izy. Ny faharatsian'izao fiainana izao noho ny fahotana dia tsy manova ny fahatsaràny.
Rehefa vita ny famoronan' Andriamanitra ny zavaboahary rehetra sy ny olombelona dia hoy ny Genesisy 1:31 "Ary hitan'Andriamanitra izay rehetra nataony". Raha tianao ny hahita izany fahatsaran' Andriamanitra izany dia hiverina indray ilay endrik' Andriamanitra nataon' Andriamanitra tamintsika tamin'ny voalohany.
Mombamomba
18 juin 2025
5 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor