Kristy fiainantsika

Tsy fanetre-tena teren'ny litorjia


Tsy fanetre-tena teren'ny litorjia
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Tsy fanetre-tena teren'ny litorjia

""raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ... ""

Masina ny Anaran'ny Tompo! "Ary nanandratra ny feony ny anjely ka nifamaly hoe : Masina, masina, masina Jehovah, Tompon'ny maro!". Raha mahatsiaro ny fanatrehan' Andriamanitra isan'andro isika, atao ahoana no tsy hanetry tena? Vavaka ataontsika isan'andro ny hoe : "Hohamasinina anie ny anaranao".

Tsy ny litorjian'ny vavaa fanetren-tena tononina no maneho fa marina ny fanantonanao ny Tompo fa ny masom-panahinao mahita ny fahamasinan' Andriamanitra.

🤲Vavaka:

Andriamanitra ô, ampahirato ny masom-panahin'ny fiangonana ahitany fa masina indrindra Ianao, Amen!

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 mars 2026

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro