Kristy fiainantsika

Tsy fantatro ny foko


Tsy fantatro ny foko
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Tsy fantatro ny foko

""Diniho aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko""

"Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy? Izaho Jehovah no Mpandinika ny fo" - Jeremia 17:9-10. Mpamitaka mihoatra noho ny mpamitaka rehetra ny fo. Iza no fitahiny? Ianao ihany! Angoniny sy tehiriziny ao anatiny ao ny loto sy ny poizina efa hatramin'ny ela. Inona no vokany? Aretina! Ianao ihany no iharan'ny fitaky ny fonao.

🤲Vavaka:



Mangataha amin' Andriamanitra mba hotsiloviny avokoa ny efitefitry ny fonao ka hifonanao sy hoesorina avokoa ny fakofakom-pahotana miafina ao.

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 mars 2026

6 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro