Kristy fiainantsika

Tsy haitraitra ny fivavahana, ary manafaka amin'ny fampanaranana ny nofo


Tsy haitraitra ny fivavahana, ary manafaka amin'ny fampanaranana ny nofo
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Tsy haitraitra ny fivavahana, ary manafaka amin'ny fampanaranana ny nofo

""Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin'ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo""

Tsy haitraitra ny fivavahana, tsy haingonaingom-piainana. Ny fahendren' olombelona fotsiny no mahatonga ny olona hifankatahaka sy hifampila sitraka ka mahatonga azy hanaraka antsipirihany ireo fombafomba ataon'ny olona ho zava-dehibe mihoatra ny sitrapon' Andriamanitra.

Mivavaka fotsiny ny maro, tahaka ny olona rehetra mivavaka amin'izay tiany hivavahana fa tsy mihavana amin' Andriamanitra. Dia mivavaka be ny olona maro fa ilay fanaranam-po amin'ny ratsy tohizana foana


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 octobre 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro