Kristy fiainantsika

Tsy Jesoa mihitsy no manadino anao fa ianao no manadino Azy


Tsy Jesoa mihitsy no manadino anao fa ianao no manadino Azy
Thème du mois : Mpandresy ny Tompo

Tsy Jesoa mihitsy no manadino anao fa ianao no manadino Azy

"Hoy Jesoa : "Ity no tenako izay omena ho anareo; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy""

Vavaka :

Tsarovy Jesoa. Tsarovy ny fijaliany sy ny fahafatesanay. Tsarovy fa fanehoany ny fitiavany anao izany. Mamelona fahatokiana sy fanantenana ary fitiavana ao anantinao izany. Mora manadino isika mandrakariva izany no mahatonga antsika mora manota, mora kivy ... Izany no anton'ny tsy maintsy hivavahana sy hamakiana baiboly isan'andro. "... ny lalan'i Jehovah no sitrany , eny ny lalàny nosaintsaininy andro aman'alina. Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa" - Salamo.1:2-3

🤲 Vavaka :


Ataovy sahy miteny tahaka Anao koa izahay Andriamanitra ô hoe : Izahay tsy handao Anao na hahafoy Anao akory (Hebreo.13:5b)

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

6 avril 2026

18 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro