Kristy fiainantsika

Tsy mandeha ila ny finoana fa sady marina ao am-po no tenenin'ny vava


Tsy mandeha ila ny finoana fa sady marina ao am-po no tenenin'ny vava
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Tsy mandeha ila ny finoana fa sady marina ao am-po no tenenin'ny vava

""Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena""

Maro ny olona no mino amin'ny fony fa tsy sahy manambara izany amin'ny vavany amin'ny manodidina, toy ny mpiara-miasa na mpiara-monina. Misy koa no manambara finoana amin'ny vava rehefa manonona fanekem-pinoana, na manao ireny fanekena samihafa ireny eo anatrehan' Andriamanitra, saingy tsianjery sy fombafomba fotsiny no anaovany izany. Tsy mandeha ila ny finoana fa sady marina ao am-po no tenenin'ny vava. Avy amin'izany ahazoana famonjena, valim-bavaka ary isehoan'ny voninahitr' Andriamanitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

19 septembre 2025

11 vues

5 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro