Kristy fiainantsika

Tsy mijery ny ivelany ny Tompo fa ny ao am-po


Tsy mijery ny ivelany ny Tompo fa ny ao am-po
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Tsy mijery ny ivelany ny Tompo fa ny ao am-po

""Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà""

Heverin'ny olona fa azo anaovana kolikoly io Andriamanitra io ka tapenana amin'ny fanatitra sy vola sy fombafombam-pivavahana ny masony dia tsy ho hitany ny fahalotoan'ny fo sy ny asa ratsy ataony. Hoy Izy : "Hataoko inona ny zavatra betsaka vonoinareo ho fanatitra? Efa tofoka ny ondrilahy atao fanatitra dorana sy ny saboran'ny zanak'omby mifahy Aho" - Isaia 1:11

Tsy mijery ny ivelany ny Tompo fa ny ao am-po izay ipoiran'ny fahotana aloha. Hoy Izy : "Anaka atolory Ahy ny fonao". Mamoa voa tsara ary manao asa mendrika ny fibebahana isika amin'izany.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 octobre 2025

9 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro