Kristy fiainantsika

Tsy miova Jesoa, mamerina tantara Izy


Tsy miova Jesoa, mamerina tantara Izy
Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra

Tsy miova Jesoa, mamerina tantara Izy

""Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo""

Fa maninona no misy tantara toy izany ao amin'ny filazantsara? Amin'izay tantara miverina indroa ny namahanan'i Jesoa olona maro avy nihaino tenin' Andriamanitra. Ny isan'ny olona sy ny isan'ny mofo sy hazan-drano ary ny isan'ny ambiny no tsy nitovy. Misy hafatra tian'i Jesoa antitranterina amintsika.

Nahavoky olona maro ny nanolorana ireo noheverina ho kely teo am-pelatanana.


Mivavaha mba hanaovan'ny Tompo fahagagana toy izao amin'izay atolotsika am-pitiavana

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

26 février 2026

3 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro