Kristy fiainantsika

Tsy namorona fahoriana Andriamanitra


Tsy namorona fahoriana Andriamanitra
Thème du mois : Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo

Tsy namorona fahoriana Andriamanitra

"... mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra. Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason'Andriamanitra, Mpamonjy antsika"

Rehefa vitan' Andriamanitra ny fahariana izao tontolo izao sy ny olombelona tamin'ny andro fahenina dia hoy ny Soratra Masina : "Ary hitan' Andriamanitra izay rehetra nataony, ary indro, tsara indrindra izany" - Genesisy 1:31 MG1865. Tsy miova Izy, Andriamanitra tsara sady Mpanao ny tsara. Inona no tsara ka ankasitrahana eo imason' Andriamanitra? Ny mba "hiainantsika miadana sy mandry fehizay amin'ny toe-panahy araka an' Andriamanitra sy ny fahamaontinana rehetra" eto amin'ny firenena. Mivavaha ho an'ny mpitondra fanjakana fa fitaovana eo am-pelatanan' Andriamanitra hampanjaka ny fiadanana izy ireny.

Vavaka:

Mba hivaly anie ny vavaka hoe : hiadana sy ho finaritra, he sambatra tokoa izahay

🎧 Henoy : Kristy fiainantsika isan'andro, androany 8 juin 2026

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

8 juin 2026

100 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro