Kristy fiainantsika

Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny ankohonana


Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny ankohonana
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny ankohonana

""Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza""

Ny ankohonana no sehatra fototra hanompoana an' Andriamanitra. "Raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, ataony ahoana no fitandrina ny ankohonan' Andriamanitra ?" 1 Timoty 3:5, Ny famelomana dia amin'ny lafiny rehetra, na ara-nofo na ara-tsaina na ara-panahy. Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny ankohonana. Koa aza miafina amin'ny hoe : "Mpanimany tsy masina an-taniny". "Ho vavolombeloko manomboka eto Jerosalema" ianareo hoy Jesoa. Momba izay mino Azy Jesoa, "Andriamanitry ny isam-pianakaviana Izy" - Jeremia 31:1


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

11 décembre 2025

12 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro