Kristy fiainantsika

Variana amin'ny fitadiavana kitapom-bola sy kitapom-batsy ny mpitory filazantsara sasany


Variana amin'ny fitadiavana kitapom-bola sy kitapom-batsy ny mpitory filazantsara sasany
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Variana amin'ny fitadiavana kitapom-bola sy kitapom-batsy ny mpitory filazantsara sasany

""Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dalana""

Variana amin'ny fitadiavana kitapom-bola sy kitapom-batsy ary lany fotoana amin'ny fifampiarahabana isika ka lasa ambanin-javatra ny fampihavanana ny olona amin' Andriamanitra. Vonjy aina, asa maika ny fitoriana filazantsara tahaka ny nanirahana azy 70 lahy teto. Tsy navelan'i Jesoa hierikerika fa hifantoka tsara amin'izany laharam-pahamehana, anton'ny nanoloran'i Jesoa ny aina teo amin'ny hazo fijaliana. Izany tsy milaza hoe tsy ilaina ny vola na ny vatsy, fantatry ny Tompo izay tokony ho antsika, hoy Izy : "Fa ny mpiasa mendrika hahazo ny karamany" fa "Katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra dia hanampy ho anareo izany rehetra izany" - Matio 6:33


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

9 octobre 2025

11 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro