Kristy fiainantsika

Velona hanao inona ety ianao?


Velona hanao inona ety ianao?
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Velona hanao inona ety ianao?

""Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay""

Mba hatratraranao ny tanjon' Andriamanitra; ny antom-pisianao ety an-tany; dia mila ny teniny ho sakafom-panahinao isan'andro koa ianao. Velombelom-poana ary mivenjivenjy fotsiny ety isika raha tsy manana ny tenin' Andriamanitra ho fanilon'ny tongotsika sy fahazavan'ny lalantsika. Hoy ny Tompo : "Fa na mivily ho amin'ny an-kavanana ianao, na mivily ho amin'ny ankavia, ny sofinao dia handre teny ao ivohonao manao hoe: Ity no lalana, ka andehano" - Isaia 30:21

🤲 Vavaka :

Mivavaha mba hiainanao isan'andro ny anton'ny fahavelomanao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

15 janvier 2026

20 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro