Kristy fiainantsika

VELONA JESOA! Ario ny tahotrao ry olona osa fo


VELONA JESOA! Ario ny tahotrao ry olona osa fo
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

VELONA JESOA! Ario ny tahotrao ry olona osa fo

""... ary ny vehivavy sasany izay naman'ireo koa dia nilaza izany tamin'ny Apostoly. Nefa nataony ho arirarira foana izany teny izany ka tsy ninoany""

Nihevi-tena ho resy ny Apostoly rehefa maty Jesoa. Navesatra loatra tao an-dohany izany dia niafina sy nihidy ta oan-trano izy ireo. Rehefa nolazain'ny vehivavy fa nitsangana Jesoa dia nataony tahaka ny angano sy arirarira izany.

Aza mitanondrika ao anaty faharesena, velona Jesoa, marina ny teniny. Raha hino ianao dia hohitanao ny fahavelomany.

🤲 Vavaka:


Ny herin'ny teninao anie handroaka ny tahotra ao anatinay. Amen

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

8 avril 2026

16 vues

5 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro