Kristy fiainantsika
Platfôrma Kristy fiainantsika

Kristy fiainantsika,
isan'andro

Jaona 10:10 MG1865

Tonga Kristy Jesoa mba hanananao fiainana, fiainana be dia be.

Vakio ny anioHanaraka @ Spotify
Kristy fiainantsika,
Fampitaovana ny vahoakan' Andriamanitra mba hahatonga azy ireo hanana an'i Kristy ho fiainany.
Ny endriky ny iraka tanterahinay :

Fanompoam-pivavahana mivantana

Fotoambavaka mivantana, isaky ny alakamisy amin'ny 08 ora alina (ora Madagasikara), live Zoom. Tongava hifampahery.

Culte manarakaEnregistrements

Fandaharana amin'ny ojam-peo

Fanompoam-pivavahana isaky ny Sabotsy maraina amin'ny 04h45, ary ny alahady amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny RVM 108 FM.

Kristy fiainantsika isan'andro

''Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be'' (Jaona 10:10b), ho fiainantsika isan'andro tokoa anie Kristy

Fo ho an'ny ankizy

Misy ankizy maro avy amin'ny ankohonana latsaka an-katerena; eny amoron-dalana, mangataka, mitsindroka eny amin'ny fako ...

Fampiorenam-pinoana

Lahatsoratra fandalinana ny tenin'Andriamanitra sy fampianarana samihafa ho fampiorenana ny finoana.

Fitoriana filazantsara

Fitoriana ny Filazantsara amin'ny faritra mitokana sy saro-dalana eto Madagasikara

Iraka solon'i Kristy
Thème du mois : Mahatoky amin'ny asany ny mpino

Iraka solon'i Kristy

"Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, ..."
2 Korintiana 5:20a
1 min
Audio androany
Hanaraka @ SpotifyVakio ny tohiny
Manahafa ny fomba fiasan'i Jesoa : manao mpianatra
OFFERT
Mifampahery ao amin'ny Tompo
Manahafa ny fomba fiasan'i Jesoa : manao mpianatra

Fotoambavaka#134

Sitraky ny Tompo ny mpianany mba hanahaka Azy ary hanao ny firenena rehetra ho mpianany. 12 lahy no novolavolainy tamin'izany hanambara ny filazantsara ankoatra ny asa fanasitranana, fanafahana sy fitoriana teny.

Hamaky ny tohiny
HIJERY NY LAHATSORATRA REHETRA